You are here: home > Tononkira > 3 isan-100

Tsy aleonao zah (3 isan-100)

O? la la !
Tsy aleonao zah !
..... O? la la, tsy aleonao zah !
..... O? la la, ya! ya! ya!

Refrain:
Ity angaha mitapy sa adaladala ve (o? la la!)
Sipan'ity jereo fa efa soara be (tsy aleonao zah!)
Ity angaha mitapy sa adaladala kely (o? la la!)
Volony efa fotsy, tsy aleo ve bandy kely
Eh eh eh (2x)

[Rap 1 : Jary]
I Zandry ange bo?go?sy, sady i Zandry koa bandy be saosy
I Zandry ange bo?go?sy...
[Andry & Naina]:
Saosy ! saosy ! saosy ! saosy !

[Rap 2 : Brown]
F'angaha leiry rehefa manana voiture a !
F'angaha leitononkira.serasera.orgry rehefa mitrandraka safira a !
Tsoriko amin-dry fa rehefa any aoriana a !
Izaho mbola ho lasa, ho lasa Ingahindriana a!

Refrain

Tsy aleo ve bandy kely...
[Brown] : Halatsaho am'zay eeehhh
Eo eo eo eo

Joba mifokafoka sipa amin'ny antitra efa goka
Solasola be matory amin'io ve tsy hampihomehy

F'angaha leiry rehefa mana-manam-bola a!
F'angaha leiry rehefa efa tena sola a!
Tsoriko amin-dry fa rehefa any afara a!
Izaho mbola ho lasa pre?sident an'i Gasikara a!

3%. Avril 2002
Chanteurs : Jary, Andry, Naina, Brown
Album : Tsy aleonao zah

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 3 isan-100
Mpamaky : 314
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 20/03/2017 10:30:35
ID : 9247

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo