You are here: home > Tononkira > 3 isan-100

Toa tsaroako foana (3 isan-100)

Izaho ve no tena tsisy vintana ?
Sa ve ny fiainako no voahozona ?
Fa ilay voaloham-pitiavako
No nandao ny foko
Tsy fidiny azy ny hoe nandeha
Fa tena tampoka be

Chorus:
Toa tsaroako foana akia ianao, toa tsaroako foana hatramin'izao
Fa na dia efa vovoka aza ny tenandry
Tsy afaka an-tsaiko akia, fa ny avenir-ako any afara
Hatokako ho anao tantra (in-2)

Tamin'izay fotoana izay iTsiky dia ampyzaho dia tsy nanam-po
Raha mba nandeha namonjy ilay rendez-vous
Izy tsy tonga, izaho sasa-miandry
Hay izy efa nodimandry
Tsy hitako intsony izay naleha, f'izaho saika lasa adala e !

Bridge :
Tsy hitady olon-kafa intsony aho baby, f'aleoko misaona aminao foana
Na dia souvenir akia ny amour-ntsika, tsy avelako hangatsiaka

Chorus (in-2)
3 ISAN-100. Novembre 2001
Rija - Andry - Naina - Brown
Auteur : Brown

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 3 isan-100
Mpamaky : 332
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 25/02/2017 15:38:57
ID : 9202

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo