You are here: home > Tononkira > 3 isan-100

Medley (3 isan-100)

1- MADAMA ANIE MANJAMANJA:
Tiako be Madama ô! yô...yô...yô !
Madama anie manjamanja e! (Tiako be, tiako be)
Madama anie manjamanja e! (Nahoana e, nahoana e!)
Madama anie manjamanja e! (Entam-be, entam-be)
F'efa manam-bady e! (Fiancée, Mariée)

Atolotolory ny tànana fa (jomaka e, jomaka a!)
Atolotolory ny molotra fa (jomaka e, jomaka a!)
Andao amin'izay hifanoroka fa (jomaka e, jomaka a!)
Omeo ny lelanao izaho fa hijomaka, fa hijomaka

Madama je t'aime, nefa ny andro amin'ny enina
Madame tu vois, je t'aime et c'est ça
Omeo an'ahy ilay anona, fa mampitanotanona
Mandra-panisako telo ô!
'Zay ilay revy Madama ô! yô...yô...yô !

2- CE QUE J'AIME :
Ö! Rabôfy, masiaka loatra ianao
NeTsiky dia ampyfa reveko anie ny zanakao
Ianareo mitsam samy milay daholo
Izy mianaka tiako manontolo ( 2 x )

3 - TOA TSAROAKO FOANA :
Toa tsaroako foana aky ianao, toa tsaroako foana hatramin'izao
Fa na dia efa vovoka aza ny tenandry
Tsy afaka an-tsaiko aky, fa ny avenir-ko any afara
Natokako ho anao ho tantara  ( 2 x )

4 - TSY ALEONAO IZAHO :
Ity angaha mitapy, sa adaladala be (O la la)
Sipan-dry jereo fa efa soara be (Tsy aleonao izaho)
Ity angaha mitapy, sa adaladala kely (O la la)
Volony efa fotsy, tsy aleo ve zandry kely

Zandry anie bogosy, sady izaho koa bandy be saosy
Zandry anie bogosy, saosy, saosy, saosy !

3 isan-100 izany bainina a!

Eye! Eo! Eye! Eo! Eyeye! Eo! Eye! Eo!


3 ISAN-100. Juin 2016
Rija - Naina - Brown

Hevitra mandeha

tahiana.dafy2015 (25/07/2016 16:53:22)

Bonsoir, Tsy i Tempo Gaigy no mihira an'io fa 3 isan-jato no mihira an'io

Shcwarzeneric (25/07/2016 13:02:18)

Hono oa nga moa tsy tempo gaigy n mihira an'io ?

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 3 isan-100
Mpamaky : 698
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 25/07/2016 11:53:56
ID : 8722

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo