You are here: home > Tononkira > 3 isan-100

MADAMA ANIE MANJAMANJA (3 isan-100)


            Tiako be Madama ô! iô! iô! iô! iô!
    
     Ref.:  Madama anie manjamanja e!
            Tiako be!(2)
            Madama anie manjamanja e!
     (2x)   Nahoana e!(2)
            Madama anie manjamanja e!
            Entam-be(2)
            Efa manambady e!
            Fiancée, mariée (’Zay lay revy Madama ô!)

     Iô! iô! iô! iô!

       Atolotolory ny tanana
       Fa jomaka e! Jomaka!
       Atolotolory ny molotra
(2x)  Fa jomaka e! Jomaka!
       Andao amin’izay hifanoroka
       Fa jomaka e! Jomaka!
       Omeo ny lelanao izao fa hijomaka, fa hijomaka.

     Madama je t’aime, nefa ny andro amin’ny enina
     Madama tu vois, je t’aitononkira.serasera.orgme et c’est ça
(2x) Omeo ahy ilay anona
     Fa mampitanitanina
     Mandram-panisako telo
     ’Zay ’lay revy Madama ô!

  Iô! iô! iô! iô!

         Iô daholo leisy isikaretsy hi-dance
         Natao vedettes
         Iô daholo anie ny mpianakavy hi-dance
   (2x)  Zatovovavy
         Iô daholo leisy ny fianakaviana hi-dance
         Fa fifaliana
         Manal’azy fa salama
         Tiako be ’aho Madama. Ieh! Ha!

Ref.:...

     Madama avia, ialao i lery
     Ataovy divorce, fa omeko morse
     ’Zaho anie ka tanora
(2X) Lery efa sola
     Mandram-panisako folo
     Ipitsiho Madama ô!

  Iô! iô! îô! iô!

         Iô daholo isika retsy hi-dance...




      

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 3 isan-100
Mpamaky : 4321
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Naly Randria
Tamin'ny : 25/11/2001 09:06:52
ID : 379

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo