You are here: home > Tononkira > 3 isan-100

Aza miala amin'ny cox (3 isan-100)



Refrain:
Aza miala amin'ny Cox a! ô!ô!ô!ô! Cox a!
Eo miaraka daholo, cox a! Sipan'ny toi ho'aho, cox a!
Izany no fomban'ity, toa style favori
Izany no fomban'ny toi, toa style makossa, sa, sa, sa, sa!

Izy amin'izany mivaro-pananana, manana manana be
Ray aman-dReny tsy kôpy fa miesona, miesona, miesona be
Lazainy fa mianatra, mianatra, mianatra, mianatra, mianatra be
Vao tonga ao an-trano kanefa dia esorina, esorina ny tablier

Papa sy Mama ô ô! Lazainy fa ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy goûter
Lazainy fa ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy collier
Lazainy fa ianareo mitsam hono Tsiky dia ampytsy mitonina an'azy cahier
Lazainy fa ianareo mitsam hono tsy mitonina an'azy vola be

Aiza ve ka? Sipa mipetraka ary, dia tonga, tonga aty e!
Sipa mipetraka ary dia tonga aty, MAKOSSA !
Sipa mipetraka ary, dia tongatonga aty e!
Sipa mipetraka ary dia tonga aty, ô la la!

Refrain... (x2)

Izy amin'izany mivarotra entana eraky ny arabe
Reveny daholo na antitra na mbola "jeune" na ramose
Versement am'zany midanganadangana, danganadangana be
Ray aman-dReny tsy kôpy fa fanina, fanina, fanina be

Papa sy Mama ô ô....

Sipa mipetraka ary....

Aza miala amin'ny Cox... ( x 2 )

3 ISAN 100. Mai 2003
Album : Tsy aleonao izaho !




Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 3 isan-100
Mpamaky : 279
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 22/10/2016 19:32:07
ID : 8902

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo