You are here: home > Forum

Tononkira amin'ny Android

Lohahevitra : Tononkira amin'ny Android
Fitohizan'ny hafatra : Tononkira amin'ny Android
Valiny : 22
hery - 22/01/2015 17:12
Version gratuite sans code
Raha toa ka tsy te hampiditra code isam-bolana ka tsy mampaninona anao ny dokam-barotra dia alaivo ny version Tononkira Malagasy Sans Code:Alaivo eto 
Chercher directement le code
Ny tenimiafina amin'ity volana ity ho an'ilay App version gratuite dia azonao alaina&nbs... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
danybe - 22/01/2015 17:12
Salama daholy,

Mba mety mahazo tononkira.sisx ve fa tsy mandeha amin'ny nokia ny .apk?

Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
Landyh - 11/03/2015 10:10
Salama daoly,
Tsy mety le code nalaiko tato fa misy foana hoe "diso ny code napetrakao".
Mba mila fanampiana azafady ô!Sady vao voalohany no ampiasana azy
Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
novambra15 - 27/06/2015 13:49

danybe
Salama daholy,

Mba mety mahazo tononkira.sisx ve fa tsy mandeha amin'ny nokia ny .apk?

Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
bhenfinoanihasina - 16/07/2015 19:53
Slt e! afaka mahazo an'ireo tononkira vaovao tonga ve ilay App TONONKIRA mampiasa code isam bolana io azafady? misaotra mialoha!
Valio | Miverina eny ambony
Nenybe2005 - 27/11/2015 05:51
Salut daholo
izaho saika hanontany hoe manary fanahy marina ve tromba?Tsy izany mantsy fa misy namako mipetraka aty a France izy dia milaza izy hoe very very ho izy ny sainy indrindra rehefa miresaka na manazava zavatra dia tsy tafavoakany lay zavatra tiany tenenina.Nefa izy tena mahay miteny Francais be mihintsy taloha fa zao ho izy dia mijaly be izy rehefa mamoaka zavatra tiany resahana.Efa natao daholo ny Scaner ny aty doha fa tsy misy aretina.Efa ho 4taona ho izy nitrangany le zavatra fa tsy hita mihntsy ny tena marina .Tena mampalahelo be mahita azy fa mba mangataka toro hevitra avy aminareo azafady.
Valio | Miverina eny ambony
cynthia15 - 04/12/2015 12:41
mandehana manantona pasteur
Valio | Miverina eny ambony
sw586 - 05/03/2016 06:48
...
Valio | Miverina eny ambony
Shcwarzeneric - 28/03/2016 20:42
slt. ary tsy mba misy tononkira en format: jar, jad ve fa tsy met amin'ity phone ko ty ny apk ?
Valio | Miverina eny ambony
raulpjr - 21/05/2016 02:07
Slt e! afaka mahazo an'ireo tononkira vaovao tonga ve ilay App TONONKIRA mampiasa code isam bolana io azafady? misaotra mialoha!



Valio | Miverina eny ambony
rixman - 23/05/2016 14:50
salama tompoko!hono wa azafady.afaka atao mis à jour ve lay tononkira sa le mot de passe fotsiny tapena dia automatique efa ao daholo ny tononkira vaovao?
misaotra betsaka!
Valio | Miverina eny ambony
farahfetra723 - 28/05/2016 15:25
atao ahoana ny fakana ny tononkira ho any @ carte!!!mety ve sa mila aplication hafa mintsy!!!omeo valiny azfd e!!!!
Valio | Miverina eny ambony
j - 15/10/2016 18:30

rixman
salama tompoko!hono wa azafady.afaka atao mis à jour ve lay tononkira sa le mot de passe fotsiny tapena dia automatique efa ao daholo ny tononkira vaovao?
misaotra betsaka!
Valio | Miverina eny ambony
JACS7 - 16/11/2016 14:48
Salama tompoko! Mila fanampiana aho azazafady,Mba tehampiditr
Valio | Miverina eny ambony
JACS7 - 16/11/2016 14:50
Salama tompoko! Mila fanampiana aho azazafady,Mba tehampiditra sary ato ataho kanefa tsy mahay awona no fanaovana azy?
Valio | Miverina eny ambony
mamitahiana - 01/01/2017 10:48
Salama tompoko.
Mirary taona 2017 feno fitahiana ho antsika.
Tsara sady ampiasaiko matetika ity tononkira malagasy ity fa nanao mise a jour ny telephone-ko (Windows 10) dia lasa tsy hita intsony ny tononkira. Nitady tao @ windows store za hoe hampiditra azy indray fa tsy tao intsony koa. Afaka mba averina ao ve azafady?
Misaotra mialoha.
Valio | Miverina eny ambony
Dreamlover14 - 08/01/2017 21:33
mbola manantena ny hisian'ilay application @ telephone Apple. Mivavaka mafy mba hahazo ordinateur Apple i Hery hamoronany ilay application.

Mirary soa @ taona vaovao
Valio | Miverina eny ambony
herlanto - 27/05/2017 11:42
Salama ô!!! mba afaka atao isak'herinandro ve kay ny mise A jours nle apk.. sa ts maints miandry ny vulana manark foana?!!!!
Valio | Miverina eny ambony
henintsoa28 - 18/06/2017 18:28
novambra15

danybe
Salama daholy,

Mba mety mahazo tononkira.sisx ve fa tsy mandeha amin'ny nokia ny .apk?

Misaotra mialoha

Valio | Miverina eny ambony