You are here: home > Forum

Momba ny takelaka

Lohahevitra : Momba ny takelaka
Fitohizan'ny hafatra : Momba ny takelaka
Valiny : 40
Pejy:  1 2 > 
hery - 25/11/2014 08:19
Ny takelaka tononkira.serasera.org dia nosokafana voalohany tamin'ny 20/10/2001. Mpikambana vitsivitsy no nampiditra hira vitsivitsy tamin'izany. Ny tanjona dia ny hanaovana ny takelaka ho fitehirizana tononkira malagasy mba hahafahan'ny maro mampiasa izany.
Mazava ho azy, tsy voatery ho marina tant... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
rukbat16 - 18/01/2015 16:29
Mahafinaritra ilay izy sady pratique be no mora ampiasaina eh
Manampy rehefa sendra voatondro hira tampoka eny amin'ny
Fianakavina(hehy) .....
Valio | Miverina eny ambony
bolotsy - 25/01/2015 17:28
mitady ny misy ny tondrompeo aho fa tsy itako intsony, misaotra anao izay manoro hevitra

Valio | Miverina eny ambony
hery - 02/02/2015 10:04

bolotsy
mitady ny misy ny tondrompeo aho fa tsy itako intsony, misaotra anao izay manoro hevitra


Eo amin'ny pejy fandraisana ambany havia misy hoe Tondrom-peo vao tonga... dia misy hoe Tohiny.
Valio | Miverina eny ambony
lalaram00 - 25/02/2015 09:24
Aiza kay ny misy ny tononkira no sady misy tondrompeo?
Valio | Miverina eny ambony
germainhaj - 02/06/2015 12:13
mankasitraka fa mahafinaritra ahy ilay izy ahitana hira tsara azo ampiasaina rehefa manao fiarahana miaraka amin'ny namana sy ny fianakaviana
Valio | Miverina eny ambony
mike1 - 02/06/2015 19:08
tsara lay izy !! lay tondropeo zao no tena hakafiziko aminilay izaho mba mianatra gitara , misaotra eeee
Valio | Miverina eny ambony
margeo59 - 10/06/2015 15:05
Rahoviana no mba misy ny apps ho an'ny I-phone na Ipad ? tena mba ilaina . Misaotra eh !
Valio | Miverina eny ambony
hery - 11/06/2015 10:36

margeo59
Rahoviana no mba misy ny apps ho an'ny I-phone na Ipad ? tena mba ilaina . Misaotra eh !


Indrisy... mbola tsy fantatra mihitsy.
Valio | Miverina eny ambony
faharoa1 - 27/10/2015 06:46
MBA mangataka hira kilalaky izay mahay(tsiliva,barinjaka....) mba mangataka zay mahay
Valio | Miverina eny ambony
boles - 18/11/2015 12:14
Mba mangataka hira fiderana e!!! (Ampifitia, Hosana...) Mankasitraka mialoha
Valio | Miverina eny ambony
hery - 18/11/2015 12:15

boles
Mba mangataka hira fiderana e!!! (Ampifitia, Hosana...) Mankasitraka mialoha


Misy be dia be ao fa tadiavo e
Valio | Miverina eny ambony
isa - 07/02/2016 11:22
mitady ny solfa any io hira mbola maizina io aho ra mba misy manana hirany chorale ziona taloha androva Majunga izy io
Valio | Miverina eny ambony
ttittie - 04/03/2016 14:20
manao ahoana o mba naika hangataka ny tononkiran i nini doniah MALILO izay manana tompoko .MISAOTRA MIALOHA
Valio | Miverina eny ambony
antoni16 - 06/03/2016 16:24

hery

margeo59
Rahoviana no mba misy ny apps ho an'ny I-phone na Ipad ? tena mba ilaina . Misaotra eh !


Indrisy... mbola tsy fantatra mihitsy.
Valio | Miverina eny ambony
koly kweul - 03/05/2016 09:18
mijah mifoka miafina ranga mba omeo tonony zahay an, merci d avance euh
Valio | Miverina eny ambony
max6 - 29/06/2016 11:04
mba mangataka ny hiran'i mijah lesabotsy azafady raha misy
Valio | Miverina eny ambony
Mitasoa - 20/09/2016 08:13
Mba mangataka hiran'ny TITIANAH (Falifaly) misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
Kdaombaramita - 01/10/2016 15:00
Ary raha te hampiditra hira vaovao misy tondropeo de aiza azafady ?
Valio | Miverina eny ambony
ramiarinjatovo - 31/10/2016 09:17
manana hira izahay d tiko ampidirina ato d ahoana kay n mampiditra azy?mb valio azafady
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >