You are here: home > Forum

Fanontaniana sy valiny

Lohahevitra : Fanontaniana sy valiny
Fitohizan'ny hafatra : Fanontaniana sy valiny
Valiny : 34
Pejy:  1 2 > 
hery - 21/10/2014 01:11
Eto no ahitanao ny fanontaniana madinidinika rehetra sy ny valiny.
Momba ny takelaka tononkira


Inona no ato amin'ny takelaka tononkira.serasera.org ? Ny takelaka tononkira.serasera.org dia takelaka vokarin'ny serasera.org ahitana tonokira, mpihira ary tondrom-peo Malagasy.
Inona izany tondrom-... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
hery - 21/10/2014 01:11
Raha hangataka tononkira dia mandehana ao amin'ny forum http://forum.serasera.org
Valio | Miverina eny ambony
ando1 - 27/10/2014 11:24
mba mety koa v mitelecharge hira? d hatao aona kay?
Valio | Miverina eny ambony
hery - 27/10/2014 11:28
Resaka tononkira ara ny eto fa tsy resaka ventinkira
Valio | Miverina eny ambony
seles - 09/11/2014 12:01
Slt,rahoviana ngah vao miseho ao amin ny apk tononkira ny toonkira nampidirina? Za mantsy nampiditra nefa toa mbola tsy niseho
hatramizao.valio
Valio | Miverina eny ambony
hery - 10/11/2014 18:06

seles
Slt,rahoviana ngah vao miseho ao amin ny apk tononkira ny toonkira nampidirina? Za mantsy nampiditra nefa toa mbola tsy niseho
hatramizao.valio


Atao tsindraindray eo ka. Indraindray isaky ny misy hira 100 vaovao.
Valio | Miverina eny ambony
texam - 17/11/2014 22:05
Sosok'evitra: Rehefa manova tondrompeo ho an'ny hira iray ka ianao ihany no nampiditra azy dia tokony asiana bokotra ahafahana mamafa ireo version tsy nety.

Fanontaniana: Ahoana ny manala tondrom-peo nampidirin'ny tena anefa misy diso?
Valio | Miverina eny ambony
elyach - 02/02/2015 08:45
azafady tompoko, afaka mifanerasera @ ireo mpihira ve ato, de ahoana ny azahoako ny hiserana @ izy ireo
Valio | Miverina eny ambony
hery - 02/02/2015 10:03

elyach
azafady tompoko, afaka mifanerasera @ ireo mpihira ve ato, de ahoana ny azahoako ny hiserana @ izy ireo


Ny mpihira ato dia matetika ny mpitsidika toa ahy sy ianao ihany no mampiditra azy. Indraindray apetraky ny mpampiditra mpihira ny contact-ny. Raha tsy izany dia tsy misy fomba hifandraisana aminy.
Valio | Miverina eny ambony
miorarobson - 14/02/2015 20:14
tsy mitsy sady daholo vé ny olona namana rehetra alto sa mafana manisy sady ny mpikambana fa tsy mpihira?d aoana no fanaovana azy?
Valio | Miverina eny ambony
miorarobson - 14/02/2015 20:15
sary no tiako lazaina fa tsy sady...
Valio | Miverina eny ambony
rukbat16 - 20/03/2015 05:26
Salama tompoko!
Hono oa azafady, mba te hanontany ny fomba fanaovana mise a jour raha mba mety.
Tsy izany mantsy fa hitako hoe efa maromaro ny
Hira vaovao nefa ny telephone tsy misy azy.
Misaotra mialoha,dia mirary soa
Valio | Miverina eny ambony
hery - 20/03/2015 14:49

rukbat16
Salama tompoko!
Hono oa azafady, mba te hanontany ny fomba fanaovana mise a jour raha mba mety.
Tsy izany mantsy fa hitako hoe efa maromaro ny
Hira vaovao nefa ny telephone tsy misy azy.
Misaotra mialoha,dia mirary soa


Raha tononkira amin'ny android no lazainao dia isaky ny elaela vao manao mise-à-jour ka .
Jereo eto ny natao farany
Valio | Miverina eny ambony
andria-mahery - 25/07/2015 15:51
Azafady fa mba saika hanontany hoe , site aiza no mety hahazoana note piano , an le hiran Njila : " Tsy saro-piaro " ?? na koa note guitare !! misaotra tompoko !!
Valio | Miverina eny ambony
matokyfa - 09/08/2015 17:47
Fitadiavana hira
Hiran'iza ho'aho ilay hira misy hoe :
"nahoana re ny fitadiavana mahazaka maniraka,
............ tsy maintsy mandeha ihany raha mbola velon'aina...." ?

Notadiaviko hatrany @youtube, tubidy,sns fa tsy mety hitako.
Misaotra an'izay manana valiny.
Valio | Miverina eny ambony
matokyfa - 09/08/2015 17:48
Fitadiavana hira
Hiran'iza ho'aho ilay hira misy hoe :
"nahoana re ny fitadiavana mahazaka maniraka,
............ tsy maintsy mandeha ihany raha mbola velon'aina...." ?

Notadiaviko hatrany @youtube, tubidy,sns fa tsy mety hitako.
Misaotra an'izay manana valiny.
Valio | Miverina eny ambony
maholisoa - 19/08/2015 13:51
Manao ahoana,
Misy olana kely teknika angamba fa toa tsy eo ilay "Tohiny" tokony ho eo ambanin'ny tondrompeo.
Misaotra
Valio | Miverina eny ambony
hery - 19/08/2015 14:18

maholisoa
Manao ahoana,
Misy olana kely teknika angamba fa toa tsy eo ilay "Tohiny" tokony ho eo ambanin'ny tondrompeo.
Misaotra


Misaotra maholisoa

EFa napetrako
Valio | Miverina eny ambony
fanomezatoky - 03/10/2015 08:45
afaka firy andro kay no ekena ny hira vo nampidirina
Valio | Miverina eny ambony
noordallo - 10/11/2015 13:46
Miarahaba...aiza no ahitana ny hira nampidirina tompoko????misy diso ahitsy nefa tsy hitako intsony ny nalehany hi2
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >